Isaiah 48:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho ka hambinina ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho dia Izaho ihany no niteny sady niantso azy; nasaiko tonga izy, ka hambinina ny alehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho, eny, Izaho no niteny; Izaho mihitsy no niantso azy ka nanao izay hahatongavany sy hampahomby izay hataony.
Malagasy Bible 1865
Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho, ka hambinina ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho ka hambinina ny lalany.
malagasy
Izaho dia Izaho ihany no miteny sady miantso azy, nitondra azy Aho, ka hambinina ny lalany.