Isaiah 48:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enga anie ka hihaino ny teniko ianao, dia ho tahaka ny ony ny fiadananao; ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba nihaino tsara ny didiko manko ianao, dia ho nikoriana toy ny ony ny fiadananao; ary ho toy ny onjan-dranomasina no fiavin’ny fanafahana anao!
Malagasy Bible 1865
Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao;
malagasy
Toy izay anie ianao mba nihaino ny didiko! Dia ho tonga tahaka ny ony ny fiadananao, ary ho tahaka ny onjan-dranomasina ny fahamarinanao, [Na: Enga anie ka hihaino ny didiko ianao]