Isaiah 48:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ho tahaka ny fasika ny taranakao ary ho tahaka ny sombim-pasika ny aloaky ny kibonao; tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho tahaka ny fasika ny taranakao; dia ho tahaka ny vovo-pasika, ny haloaky ny kibonao; tsy hoesorina ny anarany, na hovonoina eo anatrehako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taranaka haloaky ny kibonao ho marobe toy ny fasika eny amoron-dranomasina; tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako ny anarany.»
Malagasy Bible 1865
Ary ho tahaka ny fasika ny taranakao, ary ny aloaky ny kibonao ho tahaka ny sombim-pasika; Ny anarany tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ho tahaka ny fasika ny taranakao ary ho tahaka ny sombim-pasika ny aloaky ny kibonao; tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako ny anarany.
malagasy
Ary ho tahaka ny fasika ny taranakao, ary ny aloaky ny kibonao ho tahaka ny sombim-pasika; Ny anarany tsy ho tapaka na ho foana eo anatrehako.