Isaiah 48:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa milaza ny tenany ho avy amin’ny tanàna masina izy ka miankina amin’Andriamanitry ny Israely; Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maka ny anarany amin’ny tanàna masina izy ireo, sy miankina amin’ny Andriamanitr’i Israely, izay mitondra Anarana hoe: Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ianareo izay mitonon-tena ho avy amin’ny tanàna masina ka miankina amin’Andriamanitr’i Israely Izay «TOMPOn’izao rehetra izao» no anarany, henoy àry izao teniko izao:
Malagasy Bible 1865
Fa milaza ny tenany ho avy amin'ny tanana masina izy ka miankina amin'Andriamanitry ny Isiraely; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa milaza ny tenany ho avy amin’ny tanàna masina izy ka miankina amin’Andriamanitry ny Israely; Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no anarany.
malagasy
Fa milaza ny tenany ho avy amin'ny tanana masina izy ka miankina amin'Andriamanitry ny Isiraely; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarany.