Isaiah 48:22 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy fiadanana ho an’ny olon-dratsy, hoy ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Tsy misy fiadanana ho an'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah.