Isaiah 48:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria fantatro fa maditra ianao ka hoza-by ny hatokao, ary varahina ny handrinao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny fahalalako fa ianao dia mafy hatoka, ary anjam-by ny vozonao, sy varahina ny handrinao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy fantatro fa maditra ianareo; miridiridy toy ny hoza-by ny hatokareo ary mafy toy ny varahina ny handrinareo.
Malagasy Bible 1865
Satria fantatro fa maditra ianao, ka ozaby ny hatokao, ary varahina ny handrinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria fantatro fa maditra ianao ka hoza-by ny hatokao, ary varahina ny handrinao,
malagasy
Satria fantatro fa maditra ianao, ka ozaby ny hatokao, ary varahina ny handrinao,