Isaiah 48:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nambarako taminao hatramin’ny fahiny izany; eny, fony tsy mbola tonga aza izany dia efa nambarako taminao rahateo, fandrao hataonao hoe: Ny sampiko no nanao izany ary ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra voarendrika no nandidy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nambarako taminao hatramin’ny ela izany zavatra izany; nolazaiko taminao talohan’ny hahatongavany izany, fandrao lazainao hoe: «Ny sampiko no nanao izany; ny andriamanitro hazo na anidina no nandidy izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nambarako anareo hatry ny ela ireny zavatra ireny ary nampandrenesiko anareo talohan’ny nisehoany, sao lazainareo hoe: «Ny sampinay no nanao ireny; ny andriamanitray sarisokitra hazo na sarivongana varahina no nanome baiko toy izany.»
Malagasy Bible 1865
Dia nambarako taminao hatramin'ny fahiny izany, eny, fony tsy mbola tonga aza izany, dia efa nambarako taminao rahateo, fandrao hataonao hoe: Ny sampiko no nanao izany, ary ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra anidina no nandidy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nambarako taminao hatramin’ny fahiny izany; eny, fony tsy mbola tonga aza izany dia efa nambarako taminao rahateo, fandrao hataonao hoe: Ny sampiko no nanao izany ary ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra voarendrika no nandidy izany.
malagasy