Isaiah 48:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nandre ianao na nahalala na inona na inona; eny, hatramin’ny fahiny aza no tsy mbola nisokatra ny sofinao. Fa fantatro fa tena mpivadika ianao sady nantsoina hoe mpikomy hatrany an-kibo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mbola nandre izany ianao, tsy nahalala izany ianao; tsy mbola nandre izany velively ny fonao. Satria fantatro ianao fa mpivadika loatra, ary ny anaranao hatrany an-kibon-dreninao dia hoe mpivadika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo koa moa tsy nihaino sady tsy te hahalala no tsy nanokatra sofina hatry ny ela; Fantatro fa mpamadika hatrany ianareo sady nantsoina hoe mpikomy hatrany am-bohòka.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nandre na nahalala ianao; Eny, hatramin'ny fahiny aza no tsy mbola nisokatra ny sofinao; fa fantatro fa tena mpivadika ianao sady natao hoe mpiodina hatrany an-kibo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nandre ianao na nahalala na inona na inona; eny, hatramin’ny fahiny aza no tsy mbola nisokatra ny sofinao. Fa fantatro fa tena mpivadika ianao sady nantsoina hoe mpikomy hatrany an-kibo.
malagasy
Fa tsy nandre na nahalala ianao; Eny, hatramin'ny fahiny aza no tsy mbola nisokatra ny sofinao; fa fantatro fa tena mpivadika ianao sady natao hoe mpiodina hatrany an-kibo.