Isaiah 48:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny anarako dia mampitony ny fahatezerako Aho; ary mba hiderana Ahy dia manindry fo ny aminao Aho mba tsy hamongorana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny Anarako, dia manindry ny hatezerako Aho, ary noho ny voninahitro, dia mandefitra aminao Aho, mba tsy hamongorana anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa satria Andriamanitra Aho, dia notoneko ny fahatezerako ary ho fitandroako ny voninahitro, dia nandà tsy handringana anareo Aho.
Malagasy Bible 1865
Noho ny anarako dia ononiko ny fahatezerako, ary mba hiderana ahy dia manindry fo aminao Aho, mba tsy hamongorana anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny anarako dia mampitony ny fahatezerako Aho; ary mba hiderana Ahy dia manindry fo ny aminao Aho mba tsy hamongorana anao.
malagasy
Noho ny anarako dia ononiko ny fahatezerako, ary mba hiderana ahy dia manindry fo aminao Aho, mba tsy hamongorana anao.