Isaiah 49:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ho noana na hangetaheta izy; tsy hamely azy ny hainandro migaingaina na ny masoandro; fa izay mamindra fo aminy no hitarika azy ary any amin’ny loharano miboiboika no hitondrany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy ho noana izy na hangetaheta, tsy ho tratry ny fasika mahamay, na ny masoandro. Fa ilay mamindra fo aminy no hitarika azy ireo, sy hitondra azy ho eo amin’ny rano miboiboika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho noana sady tsy hangetaheta ireo ary tsy hampaninona azy akory na ny rivo-mahamay na ny masoandro, satria am-pitiavana no hitarihako azy ary any amin’ny loharano miboiboika no hitondrako azy hiala hetaheta.
Malagasy Bible 1865
Tsy ho noana na hangetaheta izy, ary tsy hamely azy ny hainandro migaingaina na ny masoandro; fa Izay mamindra fo aminy no hitarika azy, ary any amin'ny loharano miboiboika no hitondrany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ho noana na hangetaheta izy; tsy hamely azy ny hainandro migaingaina na ny masoandro; fa izay mamindra fo aminy no hitarika azy ary any amin’ny loharano miboiboika no hitondrany azy.
malagasy
Tsy ho noana na hangetaheta izy, ary tsy hamely azy ny hainandro migaingaina na ny masoandro; fa Izay mamindra fo aminy no hitarika azy, ary any amin'ny loharano miboiboika no hitondrany azy.