Isaiah 49:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko tonga lalana ny tendrombohitro rehetra ary hasandratra ny lalambeko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko lalana ny tendrombohitra rehetra; ary hasandratra indray ny lalako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tendrombohitra rehetra hasiako lalana; ary ny arabe kosa hataoko tsara voatra.
Malagasy Bible 1865
Hataoko lalana ny tendrombohitro rehetra, ary hasandratra ny lalambeko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko tonga lalana ny tendrombohitro rehetra ary hasandratra ny lalambeko.
malagasy
Hataoko lalana ny tendrombohitro rehetra, ary hasandratra ny lalambeko.