Isaiah 49:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo, tonga avy lavitra ireto; ary indreo, avy any avaratra sy andrefana ireto, ary avy any amin’ny tany Sinima ireto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indreo ny sasany avy lavitra, indreo ny sasany avy any avaratra sy avy any andrefana, ary indreo koa ireo avy any amin’ny tanin’ny Sinima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreny izy fa tonga avy any lavitra, ny sasany avy any avaratra, ny sasany avy any andrefana, avy any an-dranomasina, ny sasany avy any atsimo, avy any Ejipta.»
Malagasy Bible 1865
Indreo, tonga avy lavitra ireto; ary, indreo, avy any avaratra sy andrefana ireto, ary avy any amin'ny tany Sinima ireto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo, tonga avy lavitra ireto; ary indreo, avy any avaratra sy andrefana ireto, ary avy any amin’ny tany Sinima ireto.
malagasy
Indreo, tonga avy lavitra ireto; ary, indreo, avy any avaratra sy andrefana ireto, ary avy any amin'ny tany Sinima ireto.