Isaiah 49:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Ziona: NY TOMPO efa nahafoy ahy, efa nanadino ahy ny Tompoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Siôna: «Nafoin’i Iaveh aho; hadinon’ny Tompo aho!» -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Tsiôna nanao hoe: «Efa nandao sy nanadino ahy ilay ANDRIANANAHARY Tompo.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Ziona'Jehovah efa nahafoy ahy, ary ny Tompoto efa nanadino ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Ziona*: NY TOMPO efa nahafoy ahy, efa nanadino ahy ny Tompoko.
malagasy
Fa hoy Ziona'Jehovah efa nahafoy ahy, ary ny Tompoto efa nanadino ahy.