Isaiah 49:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamy haingana ny zanakao; ary izay nanimba sy nandrava anao dia miala aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanakao, tamy faingana; ry zareo nanimba sy nandrava anao, manalavitra anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamy faingana ireo mpanarina anao; fa miala manalavitra anao kosa ireo nandrava sy nanimba anao,
Malagasy Bible 1865
Tamy faingana ny zanakao; Ary izay nanimba sy nandrava anao dia miala aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamy haingana ny zanakao; ary izay nanimba sy nandrava anao dia miala aminao.
malagasy
Tamy faingana ny zanakao; Ary izay nanimba sy nandrava anao dia miala aminao.