Isaiah 49:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny taninao rava sy ny fonenanao lao ary ny taninao simba dia tsy ho omby amin’izany, noho ny habetsahan’ny mponina ary ho lasa lavitra ireo nihinana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tanànanao rava, ny efitrao, ny taninao foana, ireo rehetra ireo dia tsy ho ampy amin’izay ho an’ny mponina eo aminao; ary izay nandany anao, lasa lavitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, toerana rava sy fonenana lao ary koa tany simba no fahitana anao izao; kanefa tsy ho omby mponina intsony ianao atsy ho atsy ary handositra lavitra ireo nandripaka anao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny taninao rava sy ny fonenanao lao ary ny taninao simba dia tsy ho omby amin'izany noho ny habetsahan'ny mponina, ary ho lasa lavitra ireo nihinana anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ny taninao rava sy ny fonenanao lao ary ny taninao simba dia tsy ho omby amin’izany, noho ny habetsahan’ny mponina ary ho lasa lavitra ireo nihinana anao.
malagasy
Fa ny taninao rava sy ny fonenanao lao ary ny taninao simba dia tsy ho omby amin'izany noho ny habetsahan'ny mponina, ary ho lasa lavitra ireo nihinana anao.