Isaiah 49:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; tao amin’ny aloky ny tanany no nanafenany Ahy. Nataony zana-tsipìka voaranitra tsara Aho; teo amin’ny tranon-jana-tsipìkany no nanafenany Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony sabatra maranitra ny lelako; nalofany tamin’ny aloky ny tanany aho; nataony zana-tsipìka maranitra aho, nafeniny teo amin’ny tranon-jana-tsipìkany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony toy ny sabatra maranitra ny teniko, sady arovany ao ambany aloky ny tanany aho; nataony toy ny zana-tsipîka voarangitra tsara aho ka voaafiny tao amin’ny tranon-jana-tsipîkany.
Malagasy Bible 1865
Ary nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; tao amin'ny aloky ny tànany no nanafenany Ahy. Ary nataony zana-tsipìka voalambolambo tsara Aho; teo amin'ny tranon-jana-tsipìkany no nanafenany Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony tahaka ny sabatra maranitra ny vavako; tao amin’ny aloky ny tanany no nanafenany Ahy. Nataony zana-tsipìka voaranitra tsara Aho; teo amin’ny tranon-jana-tsipìkany no nanafenany Ahy.
malagasy