Isaiah 49:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakao izay tsy nanananao teo aloha dia mbola hilaza eo an-tsofinao hoe: Tsy omby ahy loatra ity tany ity mikisaha kely mba hitoerako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany, hiteny eo an-tsofinao ireo zanakao nesorina taminao, hanao hoe: «Ety loatra aho amin’ity tany ity, ka omeo fitoerana hahazoako honenana aho; ka ataovy izay hahazoako tany honenana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihevi-tena tsy hanan-janaka intsony ianao, kanefa hiteny eo an-tsofinao indray ny zanakao hifampilaza hoe: «Tery ny toerako, fa mikisaha kely mba hipetrahako.»
Malagasy Bible 1865
Ny zanakao izay efa lasa teo dia mbola hilaza eo an-tsofinao hoe: Tsy omby ahy loatra ity tany ity, Mikisaha kely mba hitoerako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakao izay tsy nanananao teo aloha dia mbola hilaza eo an-tsofinao hoe: Tsy omby ahy loatra ity tany ity mikisaha kely mba hitoerako.
malagasy
Ny zanakao izay efa lasa teo dia mbola hilaza eo an-tsofinao hoe: Tsy omby ahy loatra ity tany ity, Mikisaha kely mba hitoerako.