Isaiah 49:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hanandratra ny tanako any amin’ny Jentilisa Aho ary hanangana ny fanevako any amin’ny firenena; dia hitrotro ny zanakao eo an-tratrany ireo, ary ny zanakao vavy dia hoentiny eny an-tsorony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh Tompo: Indro Aho hanandratra ny tanako amin’ny firenena, ary hanangana ny fanevako amin’ny vahoaka; dia hoentiny miverina eo an-tanany ny zanakao lahy; ary hoentiny miverina eny an-tsorony, ny zanakao vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Indro hasandratro ny tanako hanatsika ny firenen-kafa; ary hatsangako ny fanevako ho hitan’ny vahoaka. Dia hotrotroiny no fitondra ny zanakao lahy; ary hoentiny an-tsoroka ny zanakao vavy.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo; Indro, hanandratra ny tanako amin'ny jentilisa Aho ary hanangana ny fanevako amin'ny firenena; dia hitrotro ny zanakao eo an-tratrany ireo, ary ny zanakaovavy ho entiny eny an-tsorony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hanandratra ny tanako any amin’ny Jentilisa* Aho ary hanangana ny fanevako any amin’ny firenena; dia hitrotro ny zanakao eo an-tratrany ireo, ary ny zanakao vavy dia hoentiny eny an-tsorony.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo; Indro, hanandratra ny tanako amin'ny jentilisa Aho ary hanangana ny fanevako amin'ny firenena; dia hitrotro ny zanakao eo an-tratrany ireo, ary ny zanakaovavy ho entiny eny an-tsorony.