Isaiah 49:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azo alaina amin’ny mahery va ny babony? Na ho afaka va ny babon’ny marina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa moa alaina amin’ny mahery va ny rembiny, ary mety ho afaka hitsoaka va ny marina lasan-ko babo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Alaina amin’ny miaramila mahery ve ny rembiny? Sarihina amin’ny olon-doza ve ny babony?
Malagasy Bible 1865
Azo alaina eny amin'ny mahery va ny sambotra? Na ho afaka va ny babo marina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azo alaina amin’ny mahery va ny babony? Na ho afaka va ny babon’ny marina?
malagasy
Azo alaina eny amin'ny mahery va ny sambotra? Na ho afaka va ny babo marina?