Isaiah 49:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy tamiko: Mpanompoko Ianao, ry Israely ô, izay entiko mampiseho ny voninahitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamiko: «Mpanompoko ianao, ry Israely, izay hataoko reharehako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Izy tamiko: «Ianao no mpanompoko, ilay Israely entiko maneho ny voninahitro.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Mpanompoko Hianao, ry Isiraely ô. Izay entiko mampiseho ny voninahitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy tamiko: Mpanompoko Ianao, ry Israely ô, izay entiko mampiseho ny voninahitro.
malagasy
Ary hoy Izy tamiko: Mpanompoko Hianao, ry Isiraely ô. Izay entiko mampiseho ny voninahitro.