Isaiah 49:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hiteny amin’ny mpifatotra hoe: Mivoaha tao! ary amin’izay ao amin’ny maizina hoe: Misehoa! Hihinana eny an-dalana izy ireo ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hilaza amin’izay lasan-ko babo hoe: ‹Mivoaha!› sy amin’izay ao anatin’ny aizina hoe: ‹Mankanesa atỳ amin’ny mazava;› hahazo hiraotra izy ireo manaraka ny lalana, ary ny vilon-kohaniny dia eny amin’ny havoana rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ny mpifatotra izay ao anaty haizina dia hitenenako hoe: ‹Mivoaha tao ianareo, misehoa.› Eny an-dalana eny izy dia hahazo sakafo, ka ho tahaka ny andiam-biby fiompy mirao-bilona amin’ny havoana rehetra.
Malagasy Bible 1865
ka hanao amin'ny mpifatotra hoe: Mivoaha, Ary amin'izay ao amin'ny maizina hoe: Misehoa; hihinana eny an-dalana izy, ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany;.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
ka hanao amin'ny mpifatotra hoe: Mivoaha, Ary amin'izay ao amin'ny maizina hoe: Misehoa; hihinana eny an-dalana izy, ary na dia any an-tendrombohitra mangadihady aza dia hisy ahitra ho azy ihany;.