Isaiah 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Bata iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo zemeda, ary eran’ny efaha monja no ho vokatry ny masomboly eran’ny homera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tanimboaloboka telon-jato aza tsy hahavokatra afa-tsy iray bata, ny voan-javatra iray homera tsy hahavokatra afa-tsy iray efah.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tanimboaloboka telo hekitara tsy hamokatra afa-tsy divay dimampolo litatra; izay mamafy varim-bazaha zato kilao tsy hioty afa-tsy folo kilao monja.»
Malagasy Bible 1865
Ary bata iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo Zemeda, Ary rehefa iray monja no ho vokatry ny voan-javatra eran'ny homera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Bata* iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo zemeda, ary eran’ny efaha* monja no ho vokatry ny masomboly eran’ny homera.
malagasy
Ary bata iray monja no ho vokatry ny tanim-boaloboka folo Zemeda, Ary rehefa iray monja no ho vokatry ny voan-javatra eran'ny homera.[Zemeda dia anaram-pandrefesana, tokony ho antsasaky ny akera]