Isaiah 5:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’izay raindahiny amin’ny fisotroan-divay sy mahery amin’ny fampiharoharoana karazan-toaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’izay mahery amin’ny fisotroan-divay, sy matanjaka amin’ny fampiharoharoana ny fisotro mahery!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’ireo olona mahery misotro divay sy kinga amin’ny fampifangaroharoana toaka!
Malagasy Bible 1865
Lozan'izay fatratra nefa amin'ny fisotroan-divay ihany, sy izay kanto nefa amin'ny fampiharoharoana toaka ihany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’izay raindahiny amin’ny fisotroan-divay sy mahery amin’ny fampiharoharoana karazan-toaka!
malagasy
Lozan'izay fatratra nefa amin'ny fisotroan-divay ihany, sy izay kanto nefa amin'ny fampiharoharoana toaka ihany! [Heb. mahery]