Isaiah 50:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tafiako haizina ny lanitra ary lamba fisaonana no ataoko fisaronany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Azoko tafiana fahamaintisana ny lanitra, sy saronana amin’ny lamba fisaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azoko atao ihany koa ny mandrakotra mainty ny lanitra ka mampitafy azy lamba fisaonana.
Malagasy Bible 1865
Tafiako fahamaintisana ny lanitra, ary lamba fisaonana no ataoko fisaronany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tafiako haizina ny lanitra ary lamba fisaonana no ataoko fisaronany.
malagasy
Tafiako fahamaintisana ny lanitra, ary lamba fisaonana no ataoko fisaronany.