Isaiah 50:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanokatra ny sofiko NY TOMPO Andriamanitra ary tsy nanohitra na nihemotra Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosokafan’i Iaveh Tompo ny sofiko, ary tsy mba nanohitra aho, na nihemotra akory,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo ANDRIANANAHARY no nanokatra ny sofiko, ka tsy manohitra Azy aho ary tsy mihemotra.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Tompo nanokatra ny sofiko, ary Izaho tsy naditra na nihemotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanokatra ny sofiko NY TOMPO Andriamanitra ary tsy nanohitra na nihemotra Aho.
malagasy
Jehovah Tompo nanokatra ny sofiko, ary Izaho tsy naditra na nihemotra.