Isaiah 50:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa NY TOMPO Andriamanitra no namonjy Ahy ka tsy resin-kenatra Aho; efa nohamafisiko ho tahaka ny vatoafo ny tavako ka fantatro fa tsy hitsanga-menatra Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh Tompo namonjy ahy, ka ny latsa tsy nahaketraka ahy; ka ny tavako nataoko manahaka ny afovato, ary fantatro fa tsy ho menatra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo ANDRIANANAHARY no hamonjy ahy, koa tsy resin’ny fanevatevana aho; ary nohamafisiko ho toy ny afovato ny tavako, satria fantatro fa tsy ho menatra Aho.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah Tompo no hamonjy Ahy, ka dia tsy resin-kenatra Aho; Ary efa nohamafisiko ho tahaka ny afovato ny tavako, ka fantatro fa tsy ho menatra Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa NY TOMPO Andriamanitra no namonjy Ahy ka tsy resin-kenatra Aho; efa nohamafisiko ho tahaka ny vatoafo ny tavako ka fantatro fa tsy hitsanga-menatra Aho.
malagasy
Fa Jehovah Tompo no hamonjy Ahy, ka dia tsy resin-kenatra Aho; Ary efa nohamafisiko ho tahaka ny afovato ny tavako, ka fantatro fa tsy ho menatra Aho.