Isaiah 50:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa akaiky izay manamarina Ahy: Iza no hiady Amiko? Andeha hiara-mitsangana isika! Iza no manana ady Amiko? Aoka izy ho avy eto Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akaiky ilay manamarina ahy: iza no handahatra manohitra ahy? Aoka hifanatrika isika! Iza no manohitra ahy? Aoka izy hankatỳ amiko! -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo akaikiko ny TOMPO, Ilay mpanamarina ahy. Iza no hiady amiko? Andeha isika hiara-miseho eo anoloan’ny mpitsara! Iza no ho mpanohitra ahy? Aoka izy hanatona hifanatrika amiko!
Malagasy Bible 1865
Efa akaiky Izay manamarina Ahy: Iza no hiady amiko? Andeha hiara-mitsangana isika; iza no manana ady amiko? Aoka izy ho avy amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa akaiky izay manamarina Ahy: Iza no hiady Amiko? Andeha hiara-mitsangana isika! Iza no manana ady Amiko? Aoka izy ho avy eto Amiko.
malagasy
Efa akaiky Izay manamarina Ahy: Iza no hiady amiko? Andeha hiara-mitsangana isika; iza no manana ady amiko? Aoka izy ho avy amiko.