Isaiah 50:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro NY TOMPO Andriamanitra no hamonjy ahy, koa iza no hanameloka ahy? Indro izy rehetra dia ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin’ny kalalao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh Tompo namonjy ahy: Ka iza no hanameloka ahy? He! ho kotikotika hoatra ny voro-damba izy rehetra, ho lanin’ny kalalao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny Tompo ANDRIANANAHARY no hamonjy ahy, ka iza no hanameloka ahy? Indro izy rehetra mpanohitra ahy fa hihasimba toy ny lamba mihatonta, toy ny lamba lanin’ny kalalao.
Malagasy Bible 1865
Indro, Jehovah Tompo no hamonjy ahy; koa iza no hanameloka ahy? Indro, izy rehetra ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin'ny kalalao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro NY TOMPO Andriamanitra no hamonjy ahy, koa iza no hanameloka ahy? Indro izy rehetra dia ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin’ny kalalao izy.
malagasy
Indro, Jehovah Tompo no hamonjy ahy; koa iza no hanameloka ahy? Indro, izy rehetra ho tonga tahaka ny lamba mangarahara, ho lanin'ny kalalao izy.