Isaiah 51:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy Ianao va Ilay nahamaina ny ranomasina, dia ny rano ao amin’ny lalina lehibe ka nanao ny ranomasina lalina ho lalana halehan’ny olona navotana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy Ianao va no nahamaina ny ranomasina, dia ny rano tao amin’ny hantsam-be. Ka nanao ny fanambanin’ny ranomasina ho lalana nalehan’ny navotana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy ianao no nahamaina ny ranomasina, dia ny rano ao amin’ny hantsana lalimbe, ka nahatonga ny fanambanin’ny ranomasina ho lalana hiampitan’ny voaavotra?
Malagasy Bible 1865
Tsy Hianao va Ilay nahamaina ny ranomasina, dia ny rano ao amin'ny lalina indrindra, ka nanao ny ranomasina lalina ho lalana halehan'ny navotana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy Ianao va Ilay nahamaina ny ranomasina, dia ny rano ao amin’ny lalina lehibe* ka nanao ny ranomasina lalina ho lalana halehan’ny olona navotana?
malagasy
Tsy Hianao va Ilay nahamaina ny ranomasina, dia ny rano ao amin'ny lalina indrindra, ka nanao ny ranomasina lalina ho lalana halehan'ny navotana?