Isaiah 51:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho TOMPO no Andriamanitrao, izay mampanonja ny ranomasina sy mampirohondrohona ny onjany; Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao no anarako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho dia Iaveh Andriamanitrao, izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany; Iavehn’ny tafika no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria Izaho Tompo no Andriamanitrao, Ilay mamolaka ny ranomasina raha mirohondrohona ny onjany; Ny TOMPOn’izao rehetra izao no anarako.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho TOMPO no Andriamanitrao, izay mampanonja ny ranomasina sy mampirohondrohona ny onjany; Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao no anarako.
malagasy
Fa Izaho Jehovah no Andriamanitrao, Izay mampanonja ny ranomasina, ka dia mirohondrohona ny onjany; Jehovah, Tompon'ny maro, no anarako. [Na: Izay mampitsahatra ny rano, raha mirohondrohona ny onjany] [Heb. anarany]