Isaiah 51:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy mitondra azy ny zanany lahy rehetra izay naterany; ary tsy misy mitantana azy ny zanany lahy rehetra izay notezainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy nitari-dalana azy, na iray aza, ny zanany naterany rehetra. Tsy nisy nitantana azy, na iray aza, ny zanaka notezainy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy nanohana anao na iray aza ireo zanaka rehetra naterakao; ary tsy nisy nitantana anao na iray aza ny ankizy rehetra notezainao.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy mitondra azy ny zananilahy rehetra izay naterany; ary tsy misy mitantana azy ny zananilahy rehetra izay notezainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy mitondra azy ny zanany lahy rehetra izay naterany; ary tsy misy mitantana azy ny zanany lahy rehetra izay notezainy.
malagasy
Tsy misy mitondra azy ny zananilahy rehetra izay naterany; ary tsy misy mitantana azy ny zananilahy rehetra izay notezainy.