Isaiah 51:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao zavatra roa izao no manjo anao: Iza no hampitony ny alahelonao? Fandravana sy fandringanana ary mosary sy sabatra. Koa hataoko ahoana no fampionona anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza roa no namely anao: - iza moa no hanao teny mangoraka anao? - Dia ny fandravana amam-pandringanana, ny mosary sy ny sabatra, - hataoko ahoana no fampionona anao? -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga namely anao tsiroaroa ny loza; fahasimbana sy faharavana, ary ady sy mosary. Kanefa iza moa no hitsetra anao, iza moa no hampahery anao?
Malagasy Bible 1865
Izao zavatra roa Izao no hanjo anao (Iza no hanony ny alahelonao?): Fandravana sy fandringanana ary mosary sy sabatra, koa hataoko ahoana no fampionona anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao zavatra roa izao no manjo anao: Iza no hampitony ny alahelonao? Fandravana sy fandringanana ary mosary sy sabatra. Koa hataoko ahoana no fampionona anao?
malagasy
Izao zavatra roa Izao no hanjo anao (Iza no hanony ny alahelonao?): Fandravana sy fandringanana ary mosary sy sabatra, koa hataoko ahoana no fampionona anao?