Isaiah 51:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tsarovy i Abrahama rainareo sy i Saraha izay niteraka anareo; fa fony mbola izy irery dia nantsoiko sy notahiko ary nohamaroiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Diniho i Abrahama rainareo; sy i Sarà, izay niteraka anareo; fa fony izy mbola tokana no nantsoiko izy. dia notahiko sy nohamaroiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero i Abrahama rainareo sy i Sarà izay niteraka anareo. Mbola tsy nanan-janaka i Abrahama, fony nantsoiko; kanefa notahîko izy sy nohamaroiko!»
Malagasy Bible 1865
Eny, tsarovy Abrahama rainareo sy Saraha, izay niteraka anareo; fa fony mbola tokana izy, dia nantsoiko sy notahiko ary nohamaroiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tsarovy i Abrahama rainareo sy i Saraha izay niteraka anareo; fa fony mbola izy irery dia nantsoiko sy notahiko ary nohamaroiko.
malagasy
Eny, tsarovy Abrahama rainareo sy Saraha, izay niteraka anareo; fa fony mbola tokana izy, dia nantsoiko sy notahiko ary nohamaroiko. [Heb. Jereo]