Isaiah 51:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo, nefa tsy tamin-divay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihainoa izao, ry Ikala fadiranovana, jenjina, fa tsy amin-divay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ry ilay Jerosalema ory ka mivembena tsy mamon-divay, henoy izao teny ataoko izao:
Malagasy Bible 1865
Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo tsy amin-divay:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo, nefa tsy tamin-divay!
malagasy
Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo tsy amin-divay: