Isaiah 51:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa Ahy, ry vahoakako! Ary atongilano Amiko ny sofinareo ry oloko! Fa hisy lalàna hivoaka avy Amiko; ary ny fitsipiko dia hampitoeriko ho fanazavana ny firenena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa ny feoko, ry vahoakako, manongilàna sofina, ry fireneko! fa hamoaka lalàna Aho, ary hanorina ny didiko ho fanazavana ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Mandrenesa tsara ianareo vahoakako, hoy ny Tompo, ary atongilano amiko ny sofinareo, ry fireneko. Satria Izaho no hamoaka ny lalàna; ary ny fitsarana ataoko dia hampitoeriko ho fanazavana ny firenen-kafa
Malagasy Bible 1865
Mihainea Ahy, ry vahoakako, ary atongilano amiko ny sofinareo, ry oloko; fa hisy lalàna hivoaka avy amiko, ary ny fitsipiko dia hampitoeriko ho fanazavana ny firenena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa Ahy, ry vahoakako! Ary atongilano Amiko ny sofinareo ry oloko! Fa hisy lalàna hivoaka avy Amiko; ary ny fitsipiko dia hampitoeriko ho fanazavana ny firenena.
malagasy
Mihainea Ahy, ry vahoakako, ary atongilano amiko ny sofinareo, ry oloko; fa hisy lalàna hivoaka avy amiko, ary ny fitsipiko dia hampitoeriko ho fanazavana ny firenena.