Isaiah 51:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Akaiky ny fahamarinako, efa hiseho ny famonjeko, ary ny sandriko no hitsara ny firenena; Izaho no antenain’ny nosy, ary ny sandriko no andrasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Akaiky ny fahamarinako; efa hiseho ny famonjeko: ary hitsara ny firenena ny sandriko; manantena Ahy ny nosy, ary matoky ny sandriko izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa akaiky ny fanafahako, efa hiseho ny famonjeko; ary ny fahefàko no hitsara ny firenen-kafa. Koa ny mponina any amin’ny nosy any dia hanantena Ahy sy hiantehitra amin’ny fahefàko.
Malagasy Bible 1865
Akaiky ny fahamarinako, efa nivoaka ny famonjeko, ary ny sandriko no hitsara ny firenena; izaho no hantenain'ny nosy, ary ny sandriko no andrasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Akaiky ny fahamarinako, efa hiseho ny famonjeko, ary ny sandriko no hitsara ny firenena; Izaho no antenain’ny nosy, ary ny sandriko no andrasany.
malagasy
Akaiky ny fahamarinako, efa nivoaka ny famonjeko, ary ny sandriko no hitsara ny firenena; izaho no hantenain'ny nosy, ary ny sandriko no andrasany.