Isaiah 51:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa Ahy ianareo izay mahalala ny fahamarinana, dia ianao ry firenena izay manana ny lalànako ao am-ponao! Aza matahotra ny latsa ataon’ny zanak’olombelona na manahy noho ny fanaratsiana ataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa Ahy, ianareo mahalala ny fahamarinana, ry firenena izay manana ny lalàko ao am-ponao. Aza matahotra izay latsan’olombelona; na mivadi-po amin’izay fanaratsian’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mihainoa Ahy ianareo izay mandala ny rariny, ianareo vahoaka mitana am-po ny lalànako; aza matahotra izay fanaratsian’ny olona na milefitra amin’ny fanalam-baràka ataony,
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ahy, ianareo izay mahalala ny fahamarinana, dia ianao, ry firenena izay manana ny lalàko ao am-ponao; aza matahotra ny latsa ataon'ny zanak'olombelona, na manahy noho ny faharatsiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa Ahy ianareo izay mahalala ny fahamarinana, dia ianao ry firenena izay manana ny lalànako ao am-ponao! Aza matahotra ny latsa ataon’ny zanak’olombelona na manahy noho ny fanaratsiana ataony.
malagasy
Mihainoa ahy, ianareo izay mahalala ny fahamarinana, dia ianao, ry firenena izay manana ny lalàko ao am-ponao; aza matahotra ny latsa ataon'ny zanak'olombelona, na manahy noho ny faharatsiany.