Isaiah 51:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hihinana azy tahaka ny fihinany ny lamba ny kalalao ary ny lolo fotsy dia hihinana azy tahaka ny fihinany ny volon’ondry; fa haharitra mandrakizay ny fahamarinako ary ny famonjeko dia hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa holanin’ny kalalao, hoatra ny fitafiana izy ireo, ary hokotehin’ny tsindoha, hoatra ny volon’ondry. Fa ny fahamarinako kosa haharitra mandrakizay; ary ny famonjeko hihatra amin’ny taona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ho toy ny lamba lanin’ny kalalao ireny sy ho tahaka ny volonondry lanin’ny fositra; fa ny fanafahako kosa haharitra mandrakizay ary ny famonjeko ho amin’ny taonjato mifandimby.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny kalalao hihinana azy tahaka ny fihinan-damba, ary lolo fotsy hihinana azy tahaka ny fihinam-bolon'ondry; fa ny fahamarinako haharitra mandrakizay, ary famonjena hihatra amin'ny taranaka fara-mandimby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hihinana azy tahaka ny fihinany ny lamba ny kalalao ary ny lolo fotsy dia hihinana azy tahaka ny fihinany ny volon’ondry; fa haharitra mandrakizay ny fahamarinako ary ny famonjeko dia hihatra amin’ny taranaka fara aman-dimby.
malagasy