Isaiah 52:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO efa nampiseho ny sandriny masina teo imason’ny firenena rehetra; ary ny faran’ny tany rehetra dia hahita ny famonjen’Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasehon’i Iaveh ny sandrin’ny fahamarinany, hiharihary eo imason’ny firenena rehetra. Ary ny faran’ny tany rehetra, hahita ny famonjen’ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahariharin’ny TOMPO teo imason’ny firenen-kafa rehetra ny hery maneho ny fahamasinany ka hahita ny famonjen’Andriamanitsika ny vazan-tany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Jehovah efa nampiseho ny sandriny masina teo imason'ny firenena rehetra; ary ny faran'ny tany rehetra hahita ny famonjen'Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO efa nampiseho ny sandriny masina teo imason’ny firenena rehetra; ary ny faran’ny tany rehetra dia hahita ny famonjen’Andriamanitsika.
malagasy
Jehovah efa nampiseho ny sandriny masina teo imason'ny firenena rehetra; ary ny faran'ny tany rehetra hahita ny famonjen'Andriamanitsika. [Heb. nampitanjaka]