Isaiah 52:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mialà, mialà ianareo, mivoaha tao! Aza mikasika izay maloto! Mivoaha tao aminy! Midiova ianareo izay mitondra ny fanaky NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mialà, mialà, mivoaha teo ianareo; aza mikasika izay maloto. Mivoaha avy ao aminy, mandiova tena ianareo, izay mitondra ny fanak’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mialà ianareo mpitondra ny fanaky ny TOMPO, mialà, mivoaha avy ao Babilôna. Aza mikasika izay maloto, fa aoka hadio ianareo no mivoaka tao!
Malagasy Bible 1865
Mialà, mialà ianareo, mivoaha, aza mikasika izay maloto, mivoaha avy eo aminy; madiova, ianareo izay mitondra ny fanak'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mialà, mialà ianareo, mivoaha tao! Aza mikasika izay maloto! Mivoaha tao aminy! Midiova ianareo izay mitondra ny fanaky NY TOMPO.
malagasy
Mialà, mialà ianareo, mivoaha, aza mikasika izay maloto, mivoaha avy eo aminy; madiova, ianareo izay mitondra ny fanak'i Jehovah.