Isaiah 52:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Tsy vola tsy harena no nivarotana anareo, koa tsy vola tsy harena koa ny hanavotana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh: Tsy vola tsy harena no nivarotana anareo; ka dia tsy vola tsy harena koa no hanavotana anareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no lazain’ny TOMPO amin’ny vahoakany: «Maimaim-poana no nanolorana anareo handevozina, ka tsy handaniana vola ny hanavotana anareo.»
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah: Tsy vola tsy harena no nivarotana anareo, ka dia tsy vola tsy harena koa no hanavotana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO: Tsy vola tsy harena no nivarotana anareo, koa tsy vola tsy harena koa ny hanavotana anareo.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah: Tsy vola tsy harena no nivarotana anareo, ka dia tsy vola tsy harena koa no hanavotana anareo.