Isaiah 52:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tany Ejipta no nidinan’ny oloko tamin’ny voalohany mba hivahiny tany. Nampahory azy tsy amin’antony koa ny Asiriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no lazain’i Iaveh Tompo: Ny honina any no nidinan’ny vahoakako tany Ejipta fahiny; ary tatỳ aoriana dia nampahorin’i Asora, tsy ahoan-tsy ahoana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Tamin’ny voalohany dia nidina tany Ejipta ny vahoakako mba hivahiny; avy teo dia ny Asirianina no nampahory azy tsy amin’antony.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tany Egypta no nidinan'ny oloko tamin'ny voalohany mba hivahiny tany; Ary ny Asyriana koa nampahory azy tsy ahoan-tsy ahoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Tany Ejipta no nidinan’ny oloko tamin’ny voalohany mba hivahiny tany. Nampahory azy tsy amin’antony koa ny Asiriana.
malagasy
Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tany Egypta no nidinan'ny oloko tamin'ny voalohany mba hivahiny tany; Ary ny Asyriana koa nampahory azy tsy ahoan-tsy ahoana.