Isaiah 52:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny oloko dia hahalala ny anarako; Eny, amin’izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa indro, hahalala ny Anarako kosa ny vahoakako; eny, ho fantany amin’izany andro izany, fa Izaho miteny hoe: «Inty aho!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia ho avy ny andro hahalalan’ny vahoakako ny anarako; ka amin’izay no hahafantarany fa Izaho mihitsy no Ilay miteny hoe: Inty Aho.»
Malagasy Bible 1865
Koa ny oloko dia hahalala ny anarako; Eny, amin'izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny oloko dia hahalala ny anarako; Eny, amin’izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho!
malagasy
Koa ny oloko dia hahalala ny anarako; Eny, amin'izany andro izany dia ho fantany fa Izaho no miteny hoe: Inty Aho.[Na: Eny, ho fantany amin'izany andro izany Aho]