Isaiah 52:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Injany ny feon’ny mpitilinao! Manandratra ny feony izy ka miara-mihoby; fa ho faly izy mahita samy imaso ny hiverenan’NY TOMPO ho any Ziona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny feon’ny mpitilinao! Manandra-peo izy ireo, miara-mihoby an-kafaliana, satria hitany maso ny fiverenan’i Iaveh ao Siôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Injany ny feon’ireo napetrakao ho mpitily! Manandra-peo izy ka miara-mihorakoraka-pifaliana, satria mahita maso ny fiverenan’ny TOMPO ao Tsiôna.
Malagasy Bible 1865
Injany ny feon'ny mpitilinao! Manandratra ny feony izy ka miara-mihoby; fa ho faly izy mahita mifanatri-maso ny hodian'i Jehovah ho any Ziona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Injany ny feon’ny mpitilinao! Manandratra ny feony izy ka miara-mihoby; fa ho faly izy mahita samy imaso ny hiverenan’NY TOMPO ho any Ziona.
malagasy
Injany ny feon'ny mpitilinao! Manandratra ny feony izy ka miara-mihoby; fa ho faly izy mahita mifanatri-maso ny hodian'i Jehovah ho any Ziona.