Isaiah 52:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Velomy ny hobinareo rehetra, ry toerana rava any Jerosalema! Fa NY TOMPO efa nampionona ny olony sady efa nanavotra an’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaraha mihoby an-kafalina, ry Jerosalema rava! Fa i Iaveh efa nampionona ny vahoakany, sy efa nanavotra an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaova horakora-pifaliana ka redòny ny hiram-pihobiana, ry toerana rava ao Jerosalema, satria efa nampahery ny vahoakany ny TOMPO sady efa nanavotra an’i Jerosalema!
Malagasy Bible 1865
Velomy ny hoby, ry fitoeran-drava any Jerosalema; Fa Jehovah efa nampionona ny olony sady efa nanavotra an'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Velomy ny hobinareo rehetra, ry toerana rava any Jerosalema! Fa NY TOMPO efa nampionona ny olony sady efa nanavotra an’i Jerosalema.
malagasy
Velomy ny hoby, ry fitoeran-drava any Jerosalema; Fa Jehovah efa nampionona ny olony sady efa nanavotra an'i Jerosalema.