Isaiah 53:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin’NY TOMPO?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Iza no nino, izay renay, ary iza no nanehoana ny sandrin’i Iaveh?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nino ny fanambaràna natao taminay? Ary iza no nampisehoana ny herin’ny TOMPO?
Malagasy Bible 1865
Iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'i Jehovah?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin’NY TOMPO?
malagasy
Iza no nino ny teny nampitondraina anay? Ary iza no nampisehoana ny sandrin'i Jehovah?