Isaiah 54:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao ry ory izay asafotofoton’ny tafio-drivotra sady tsy manana fampiononana! Indro Aho hahatonga ny vatonao hiloko fotsy manopy manga sy hametraka ny fanorenanao amin’ny safira,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Ikala ory, afotofoton’ny tafio-drivotra, tsy manam-piononana ô; indro Aho handatsaka ny vatonao amin’ny antimoanina, sy hanorina anao eo ambonin’ny safira;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry ilay Jerosalema ory ô, nasafotofoton’ny tafio-drivotra ianao saingy tsy nisy olona nampahery! Ka hoy ny teny hentitry ny TOMPO aminao: «Indro Aho hanangana anao amin’ny vato miloko, ary hamboatra ny fanorenanao amin’ny vato safira.
Malagasy Bible 1865
Hianao, ry ory izay afotofoton'ny tafiodrivotra sady tsy manana fampiononana, indro, Izaho handatsaka ny vatonao amin'ny antimony sy hanorina ny fanambaninao amin'ny safira,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao ry ory izay asafotofoton’ny tafio-drivotra sady tsy manana fampiononana! Indro Aho hahatonga ny vatonao hiloko fotsy manopy manga sy hametraka ny fanorenanao amin’ny safira,
malagasy
Hianao, ry ory izay afotofoton'ny tafiodrivotra sady tsy manana fampiononana, indro, Izaho handatsaka ny vatonao amin'ny antimony sy hanorina ny fanambaninao amin'ny safira,