Isaiah 54:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hataoko robisy ny tilikambo fiambenanao, vato berila ny vavahadinao, ary vatosoa ny faritry ny taninao manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hataoko vato tsy leon-doza ny nongonongo-mandanao, eskarbokla ny vavahadinao, ary vatosoa avokoa ny manda manodidina anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko vato robisa ny tilikambo madinika eny an-tampon’ny mandanao, hataoko vato kristaly ny vavahadinao ary hataoko vatosoa ny manda izay manodidina anao manontolo.
Malagasy Bible 1865
Hataoko robina ny tilikambo madinikao, sy karbonkolo ny vavahadinao, ary vato soa ny faritaninao manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hataoko robisy ny tilikambo fiambenanao, vato berila ny vavahadinao, ary vatosoa ny faritry ny taninao manodidina.
malagasy
Hataoko robina ny tilikambo madinikao, sy karbonkolo ny vavahadinao, ary vato soa ny faritaninao manodidina.