Isaiah 54:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakao rehetra dia ho samy efa nampianarin’NY TOMPO ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho mpianatr’i Iaveh avokoa ny zanakao rehetra, ary ho be fiadanana ny zanakao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho TOMPO no hahatonga ny zanakao rehetra ho mpianatro, ka hiadam-pinaritra fatratra ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakao rehetra dia ho samy efa nampianarin'i Jehovah, ka dia ho be ny fiadanan'ny zanakao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakao rehetra dia ho samy efa nampianarin’NY TOMPO ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.
malagasy
Ary ny zanakao rehetra dia ho samy efa nampianarin'i Jehovah, ka dia ho be ny fiadanan'ny zanakao.