Isaiah 54:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia misy miara-mioko hamely anao aza dia tsy avy Amiko izany; ary na iza na iza miara-mioko hamely anao dia ho lavo noho ny aminao kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy miara-mioko, tsy ho avy amiko izany; fa iza no miara-mioko hamely anao? Ho lavo eo anoloanao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia misy miara-mioko aza, dia tsy avy amiko izany; sady na iza na iza miara-mioko hamely anao, dia ho lavo eo anoloanao izy.
Malagasy Bible 1865
Na dia misy miara-mioko aza, dia tsy avy amiko izany; ary na iza na iza miara-mioko hamely anao dia ho tonga hiandany aminao kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia misy miara-mioko hamely anao aza dia tsy avy Amiko izany; ary na iza na iza miara-mioko hamely anao dia ho lavo noho ny aminao kosa.
malagasy
Na dia misy miara-mioko aza, dia tsy avy amiko izany; ary na iza na iza miara-mioko hamely anao dia ho tonga hiandany aminao kosa. [Na: ho lavo noho ny aminao]